havia
Fiseho
Malagasy
[Ovay]havia
- Momba ny olona na biby, ny havia dia ny ilany misy ny fo, mifanohitra amin'ny ilany tsy misy fo.
- Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko.
- Momba ny olona, dia midika koa hoe ambany lenta kokoa noho ny hafa.
- Amin'ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia
- Momba ny vatana, dia ny ilany ahafahana mandre ny fitepon'ny fo sy ny ilany mifanohitra amin'ny havanana.
Albaney
[Ovay]havia
- endriky ny lazaina singiolary voafaritra ny teny havi
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy havia tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)
Katalana
[Ovay]havia
- endriky ny matoanteny [[haver<var:aux>]]
- endriky ny matoanteny heure
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy havia tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)