Fiteny bretôna
Fiseho
Ny fiteny bretona dia fiteny seltika ampiasain'ny olona miisa 172 000 ao Britaina ao Frantsa tamin'ny taona 2009. Ao amin'ny vondrom-piteny seltika britonika ny fiteny bretôna. Anisan'ny fiteny atahorana tsy hisy mpiteny intsony ny fiteny bretôna araka ny tatitry ny UNESCO. Fiteny indô-eorôpeana ny fiteny bretôna.